FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Indreto izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy!+ Famantarana+ sy fahagagana eo amin’ny Israely izahay, eny, famantarana sy fahagagana avy amin’i Jehovah Tompon’ny tafika izay mitoetra eo amin’ny Tendrombohitra Ziona.+

  • Isaia 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy i Jehovah: “Nandeha nitanjaka sy tsy nanao kapa telo taona i Isaia mpanompoko, ho famantarana+ sy fambara ny amin’izay hanjo an’i Ejipta+ sy Etiopia.+

  • Ezekiela 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Makà lasitra vy fanaova-mofo ka atsangano toy ny manda vy eo anelanelanao sy ilay tanàna, ary ataovy manatrika azy ny tarehinao. Dia hatao fahirano ilay tanàna, ka ianao no hanao fahirano azy. Ho famantarana ho an’ny taranak’Israely izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara