6 Ataovy eo an-tsorokao, eo imason’izy ireo, ilay entana ka ento mivoaka rehefa maizina ny andro. Ary saròny ny tarehinao mba tsy hahitanao ny tany, satria nataoko fambara+ ho an’ny taranak’Israely ianao.”+
24 Fambara+ ho anareo i Ezekiela, ka izay rehetra nataony no hataonareo. Rehefa tonga izany,+ dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.’”’”+