FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Indreto izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy!+ Famantarana+ sy fahagagana eo amin’ny Israely izahay, eny, famantarana sy fahagagana avy amin’i Jehovah Tompon’ny tafika izay mitoetra eo amin’ny Tendrombohitra Ziona.+

  • Ezekiela 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Makà lasitra vy fanaova-mofo ka atsangano toy ny manda vy eo anelanelanao sy ilay tanàna, ary ataovy manatrika azy ny tarehinao. Dia hatao fahirano ilay tanàna, ka ianao no hanao fahirano azy. Ho famantarana ho an’ny taranak’Israely izany.+

  • Ezekiela 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa manamboara entana ianao, ry zanak’olona, hoatran’ny hoe hatao sesitany. Dia mandehana any an-tsesitany amin’ny andro antoandro, eo imason’izy ireo, ka mialà eo amin’izay misy anao, mba ho any an-tsesitany any an-toeran-kafa. Ary ataovy eo imason’izy ireo izany. Angamba mba ho tonga saina izy ireo, na dia taranaka mpikomy+ aza.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara