Isaia 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah+ ka tonga any Ejipta. Koa ho tora-kovitra noho ny aminy ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+ ary hihorohoro ny fon’ny olona any.+ Jeremia 25:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 i Farao mpanjakan’i Ejipta sy ny mpanompony sy ny andrianany ary ny vahoakany rehetra;+ Jeremia 43:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia ho avy hamely an’i Ejipta izy,+ ka ho tratran’ny loza mahafaty izay natao ho tratran’ny loza mahafaty! Ho any amin’ny fahababoana, ireo natao ho amin’ny fahababoana! Ary ho fatin-tsabatra kosa izay natao ho fatin-tsabatra!+ Ezekiela 31:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, lazao amin’i Farao mpanjakan’i Ejipta sy ny vahoakany+ hoe: “‘Mitovy amin’iza ianao, raha ny amin’ny fahalehibeazana?
19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah+ ka tonga any Ejipta. Koa ho tora-kovitra noho ny aminy ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+ ary hihorohoro ny fon’ny olona any.+
11 Dia ho avy hamely an’i Ejipta izy,+ ka ho tratran’ny loza mahafaty izay natao ho tratran’ny loza mahafaty! Ho any amin’ny fahababoana, ireo natao ho amin’ny fahababoana! Ary ho fatin-tsabatra kosa izay natao ho fatin-tsabatra!+
2 “Ry zanak’olona, lazao amin’i Farao mpanjakan’i Ejipta sy ny vahoakany+ hoe: “‘Mitovy amin’iza ianao, raha ny amin’ny fahalehibeazana?