39 Ary izay sisa aminareo dia ho lo+ noho ny fahadisoany, any amin’ny tanin’ny fahavalonareo. Eny, noho ny fahadisoan’ny razany,+ dia ho lo toy ny razany izy ireo.
6 Dia nanjary toy ny olona maloto izahay rehetra, ary toy ny akanjo voaloton’ny fadimbolana+ ny rariny rehetra ataonay. Halazo toy ny ravinkazo+ izahay rehetra, ary hipaoka anay toy ny rivotra ny fahadisoanay.+
23 Ho eo an-dohanareo ny fehiloha fanaonareo, ary ho eny an-tongotrareo ny kapanareo. Tsy hikapo-tratra ianareo na hitomany.+ Ho lany hery tanteraka ianareo, noho ny fahadisoanareo.+ Dia hifampitoloko ianareo.+