Salamo 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mba toy izany kosa ny ratsy fanahy,Fa toy ny akofa entin’ny rivotra.+ Isaia 57:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa miantso vonjy ianao, dia tsy hamonjy anao ny zavatra nangoninao+ fa ho lasan’ny rivotra avokoa.+ Fofonaina fotsiny dia hipaoka an’ireny. Fa izay mialoka amiko+ kosa handova ny tany, ary ho lasa fananany ny tendrombohitro masina.+
13 Rehefa miantso vonjy ianao, dia tsy hamonjy anao ny zavatra nangoninao+ fa ho lasan’ny rivotra avokoa.+ Fofonaina fotsiny dia hipaoka an’ireny. Fa izay mialoka amiko+ kosa handova ny tany, ary ho lasa fananany ny tendrombohitro masina.+