FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 dia tsy hety hamela ny helony i Jehovah.+ Fa hirehitra*+ aminy ny fahatezeran’i Jehovah+ sy ny fahavinirany,+ ka tena hihatra aminy ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+ Ary hofoanan’i Jehovah tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny anarany.

  • Ezekiela 7:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy hiantra anao ny masoko+ ary tsy hangoraka anao aho, fa hataoko mizaka ny valin’ny nataonao ianao, ary ho tsapanao fa mivaly aminao ny vokatr’ireo zava-maharikoriko nataonao.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’+

  • Ezekiela 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa hanampatra ny fahatezerako aho.+ Tsy hiantra azy ireo ny masoko, ary tsy hangoraka azy ireo aho.+ Dia hitalaho mafy eo an-tsofiko tokoa izy ireo, fa tsy hihaino azy aho.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara