FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hataoko mifandona izy ireo ka hifamotika ny ray sy ny zanany”,+ hoy i Jehovah. “Tsy hangoraka aho na halahelo, na hamindra fo aminy ka hoe tsy handringana azy.”’+

  • Ezekiela 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia izaho mihitsy no hanao izay hahavitsy anareo,+ ka tsy hiantra anareo ny masoko+ ary tsy hangoraka anareo aho,+ satria ny toerako masina no nolotoinareo tamin’ireo zava-maharikoriko+ sy zava-mahatsiravina+ rehetra nataonareo.

  • Ezekiela 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa hanampatra ny fahatezerako aho.+ Tsy hiantra azy ireo ny masoko, ary tsy hangoraka azy ireo aho.+ Dia hitalaho mafy eo an-tsofiko tokoa izy ireo, fa tsy hihaino azy aho.”+

  • Ezekiela 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izaho koa mba tsy hiantra+ sy tsy hangoraka,+ fa hatsingeriko eo an-dohany ny nataony.”+

  • Zakaria 11:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “‘Fa tsy hangoraka an’ireo mponina amin’ity tany ity intsony aho’,+ hoy i Jehovah. ‘Koa hatolotro eo an-tanan’ny namany avy+ sy eo an-tanan’ny mpanjakany+ ny olona. Dia horavan’izy ireo ity tany ity, nefa izaho tsy hamonjy na iza na iza eny an-tanany.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara