- 
	                        
            
            2 Tantara 34:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
21 “Mandehana manontany+ an’i Jehovah, ho ahy+ sy ho an’izay sisa tavela any amin’ny tanin’ny Israely sy Joda, momba ireo teny ao amin’io boky+ vao hita io. Fa lehibe ny fahatezeran’i Jehovah+ hihatra amintsika, satria tsy nitandrina ny tenin’i Jehovah ny razantsika ka tsy nanaraka izay rehetra voasoratra ao amin’io boky io.”+
 
 -