FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 40:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tao anatin’ny fahitana avy tamin’Andriamanitra no nitondrany ahy tany amin’ny tanin’ny Israely, sy nametrahany ahy teo an-tampon’ny tendrombohitra iray avo dia avo.+ Ary nisy toy ny tanàna teo amin’izy io, teo atsimo.+

  • Ezekiela 41:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Dia nentin’ilay lehilahy niditra tao amin’ny tempoly aho, ary norefesiny ny andry ka enina hakiho ny sakany teo amin’ny andaniny ary enina hakiho koa teo amin’ny ankilany. Izany no sakan’ny andry.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara