FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 61:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hantsoina hoe mpisoron’i Jehovah ianareo,+ sady hatao hoe mpanompon’Andriamanitsika.+ Hohaninareo ny fananan’ny firenena,+ ary ho faly ianareo hiresaka momba anareo noho ny harena be voninahitra azonareo avy aminy.+

  • Jeremia 33:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hisy olona avy amin’ny taranaky ny Levita mpisorona foana koa ho eo anatrehako, mba hanolotra fanatitra dorana manontolo sy handoro fanatitra varimbazaha mba hidona-tsetroka ary hanao sorona tsy tapaka.’”+

  • 1 Petera 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 dia aorina ho trano ara-panahy+ ianareo, izay vato velona koa, mba ho mpisorona masina, ka hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara