Isaia 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nanao antso nifamalivaly izy ireo hoe: “Masina, masina, masina i Jehovah Tompon’ny tafika!+ Ahitana taratry ny voninahiny ny zava-drehetra mameno ny tany.” Ezekiela 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nitsangana aho ka nankeny amin’ny tany lemaka, ary io fa teo ny voninahitr’i Jehovah,+ toy ilay voninahitra efa hitako tany amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Koa niankohoka aho.+ Ezekiela 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary niakatra niala teo amin’ireo kerobima ny voninahitr’i Jehovah+ ka nankeo amin’ny tokonan’ilay trano. Dia nihafeno rahona ilay trano,+ ary ny tokotany kosa feno ny famirapiratan’ny voninahitr’i Jehovah.
3 Ary nanao antso nifamalivaly izy ireo hoe: “Masina, masina, masina i Jehovah Tompon’ny tafika!+ Ahitana taratry ny voninahiny ny zava-drehetra mameno ny tany.”
23 Dia nitsangana aho ka nankeny amin’ny tany lemaka, ary io fa teo ny voninahitr’i Jehovah,+ toy ilay voninahitra efa hitako tany amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Koa niankohoka aho.+
4 Ary niakatra niala teo amin’ireo kerobima ny voninahitr’i Jehovah+ ka nankeo amin’ny tokonan’ilay trano. Dia nihafeno rahona ilay trano,+ ary ny tokotany kosa feno ny famirapiratan’ny voninahitr’i Jehovah.