1 Samoela 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa izao no nataon’izy ireo tamin’ireo anjara tokony ho azon’ny mpisorona avy tamin’ny vahoaka:+ Rehefa nisy nanolotra sorona, dia tonga ny mpanompon’ny mpisorona nitondra fitrebika telo rantsana. Koa raha vao nangotraka ny hena,+
13 Koa izao no nataon’izy ireo tamin’ireo anjara tokony ho azon’ny mpisorona avy tamin’ny vahoaka:+ Rehefa nisy nanolotra sorona, dia tonga ny mpanompon’ny mpisorona nitondra fitrebika telo rantsana. Koa raha vao nangotraka ny hena,+