2 Mpanjaka 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy nivoaka avy ao amin’ny taniny intsony+ ny mpanjakan’i Ejipta,+ satria nalain’ny mpanjakan’i Babylona ny tany rehetran’ny mpanjakan’i Ejipta,+ nanomboka teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i+ Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata.+ Ezekiela 48:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hifanila amin’ny sisin-tanin’i Gada, eo amin’ny sisiny atsimo mikipaka mianatsimo, ilay sisin-tany. Hanomboka eo Tamara+ izy io ka hatreo amin’ny ranon’i Meribata-kadesy+ sy ny lohasaha falehan-driaka,+ hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe.+
7 Ary tsy nivoaka avy ao amin’ny taniny intsony+ ny mpanjakan’i Ejipta,+ satria nalain’ny mpanjakan’i Babylona ny tany rehetran’ny mpanjakan’i Ejipta,+ nanomboka teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i+ Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata.+
28 Hifanila amin’ny sisin-tanin’i Gada, eo amin’ny sisiny atsimo mikipaka mianatsimo, ilay sisin-tany. Hanomboka eo Tamara+ izy io ka hatreo amin’ny ranon’i Meribata-kadesy+ sy ny lohasaha falehan-driaka,+ hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe.+