Jeremia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lazao any Joda izany, ary torio ao Jerosalema,+ eny, ambarao, ka tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Manaova antso avo hoe: “Mivoria, ary andao hitsofohantsika ireo tanàna misy manda.+ Jeremia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ry taranak’i Benjamina ô, mialà ao Jerosalema ka mitadiava fialofana! Tsofy ao Tekoa+ ny anjombona.+ Ataovy miakatra ao Beti-hakerema+ ny afo famantarana, satria efa mananontanona avy any avaratra ny loza, dia fandravana be.+
5 Lazao any Joda izany, ary torio ao Jerosalema,+ eny, ambarao, ka tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Manaova antso avo hoe: “Mivoria, ary andao hitsofohantsika ireo tanàna misy manda.+
6 Ry taranak’i Benjamina ô, mialà ao Jerosalema ka mitadiava fialofana! Tsofy ao Tekoa+ ny anjombona.+ Ataovy miakatra ao Beti-hakerema+ ny afo famantarana, satria efa mananontanona avy any avaratra ny loza, dia fandravana be.+