Joba 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mamaky trano ny mpangalatra rehefa maizina ny andro,Ary mihidy ao an-trano izy amin’ny antoandro.Tsy mba fantany ny mazava.+ Jaona 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izao no fototry ny fanamelohana: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava,+ satria ratsy ny ataony.
16 Mamaky trano ny mpangalatra rehefa maizina ny andro,Ary mihidy ao an-trano izy amin’ny antoandro.Tsy mba fantany ny mazava.+
19 Izao no fototry ny fanamelohana: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava,+ satria ratsy ny ataony.