Jaona 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mamirapiratra ao anatin’ny haizina ny fahazavana,+ nefa tsy maharesy azy ny haizina. Jaona 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Efa ho tonga eo amin’izao tontolo izao ilay tena fahazavana+ izay manazava+ ny karazan’olona rehetra.+ Jaona 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao+ tontolo izao. Izay manaraka ahy, tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy,+ fa hanana ny fahazavana manome fiainana.” Jaona 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izaho no fahazavan’izao tontolo izao+ raha mbola eo amin’izao tontolo izao aho.” Jaona 12:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Tonga aho ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ mba tsy hitoetra ao amin’ny maizina+ izay mino ahy.
9 Efa ho tonga eo amin’izao tontolo izao ilay tena fahazavana+ izay manazava+ ny karazan’olona rehetra.+
12 Koa hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao+ tontolo izao. Izay manaraka ahy, tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy,+ fa hanana ny fahazavana manome fiainana.”
46 Tonga aho ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ mba tsy hitoetra ao amin’ny maizina+ izay mino ahy.