FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 29:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah.+

      Mampirefotra kotroka+ ilay Andriamanitra be voninahitra.+

      Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+

  • Jaona 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ray ô, omeo voninahitra ny anaranao.” Dia nisy feo+ avy any an-danitra nanao hoe: “Efa nanome voninahitra azy aho, ary mbola hanome voninahitra azy indray.”+

  • Jaona 12:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary ilay vahoaka izay nitsangana teo ka nandre izany dia nilaza fa nikotroka ny andro. Fa ny sasany nanao hoe: “Nisy anjely niteny taminy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara