Ezekiela 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary niakatra niala teo amin’ireo kerobima ny voninahitr’i Jehovah+ ka nankeo amin’ny tokonan’ilay trano. Dia nihafeno rahona ilay trano,+ ary ny tokotany kosa feno ny famirapiratan’ny voninahitr’i Jehovah. Ezekiela 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia niakatra niala teo amin’ilay tanàna ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nijanona terỳ ambonin’ilay tendrombohitra+ atsinanan’ny tanàna.+
4 Ary niakatra niala teo amin’ireo kerobima ny voninahitr’i Jehovah+ ka nankeo amin’ny tokonan’ilay trano. Dia nihafeno rahona ilay trano,+ ary ny tokotany kosa feno ny famirapiratan’ny voninahitr’i Jehovah.
23 Dia niakatra niala teo amin’ilay tanàna ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nijanona terỳ ambonin’ilay tendrombohitra+ atsinanan’ny tanàna.+