22 Ary halefako ho eo aminareo ny bibidia,+ ka hataony fongana ny zanakareo,+ ary haringany ny biby fiompinareo. Ary hataony vitsy sisa ianareo, ka tsy hisy olona ny lalambenareo.+
24 Farany dia niherika tany aoriany i Elisa ka nahita an’ireo ankizy, ary nanozona+ azy tamin’ny anaran’i Jehovah. Dia nisy orsavavy+ roa nivoaka avy tao anaty ala, ka namiravira roa amby efapolo tamin’ireo ankizy.+