FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Tamin’ny andron’i Samgara,+ zanak’i Anata,

      Tamin’ny andron’i Jaela,+ dia tsy nisy mpandeha ny lalankely,

      Fa nanaraka lalankely nihodidina kosa ny mpandeha an-dalambe.+

  • Isaia 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nanjary aolo ny lalambe,+ ary tsy misy mpandeha intsony eny an-dalana.+ Nivadika tamin’ny fifanekena ny fahavalo,+ sady nanao tsinontsinona an’ireo tanàna,+ ary tsy niraharaha olona.+

  • Ezekiela 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Ary raha handefasako bibidia masiaka ao amin’ilay tany,+ ka hataony fongana ny ankizy ao,+ ary lasa lao ilay tany ka tsy misy olona mandalo intsony ao noho ireo bibidia,+

  • Zakaria 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 ‘Ary naeliko nanerana ny firenena rehetra+ tsy fantany+ izy ireo, toy ny naelin’ny tafio-drivotra. Lasa lao ilay tany rehefa nilaozan’izy ireo, ka tsy nisy nandalo na niverina nankany.+ Ary lasa nigagan’ny olona ilay tany mahafinaritra,+ noho ny nataon’izy ireo.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara