Jeremia 37:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nisy tafik’i Farao nivoaka avy any Ejipta.+ Ren’ireo Kaldeanina nanao fahirano an’i Jerosalema izany, ka niala tsy nanafika an’i Jerosalema indray izy ireo.+ Ezekiela 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nikomy+ taminy anefa izy tamin’ny farany, ka naniraka olona ho any Ejipta mba hahazoany soavaly+ sy olona maro. Hahomby ve izy? Ho afa-mandositra ve izy, nefa nanao izany sady nivadika tamin’ny fifanekena? Ho afa-mandositra tokoa ve izy?’+
5 Ary nisy tafik’i Farao nivoaka avy any Ejipta.+ Ren’ireo Kaldeanina nanao fahirano an’i Jerosalema izany, ka niala tsy nanafika an’i Jerosalema indray izy ireo.+
15 Nikomy+ taminy anefa izy tamin’ny farany, ka naniraka olona ho any Ejipta mba hahazoany soavaly+ sy olona maro. Hahomby ve izy? Ho afa-mandositra ve izy, nefa nanao izany sady nivadika tamin’ny fifanekena? Ho afa-mandositra tokoa ve izy?’+