FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 15:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hitako ny teninao ka nohaniko.+ Maharavoravo ahy ny teninao+ sady mahafaly ny foko.+ Fa antsoina amin’ny anaranao aho,+ ry Jehovah Andriamanitry ny tafika ô!+

  • Apokalypsy 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa nankeny amin’ilay anjely aho ka nilaza taminy mba hanome ahy ilay horonam-boky kely. Dia hoy izy tamiko: “Raiso ity, dia hano ka lanio.+ Hampangidy ny kibonao izy ity, fa ho mamy toy ny tantely kosa ao am-bavanao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara