Ezekiela 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ary ianao, ry zanak’olona, henoy izay lazaiko aminao. Aza mikomy tahaka an’io taranaka mpikomy io.+ Sokafy ny vavanao ka hano izay omeko anao.”+
8 “Ary ianao, ry zanak’olona, henoy izay lazaiko aminao. Aza mikomy tahaka an’io taranaka mpikomy io.+ Sokafy ny vavanao ka hano izay omeko anao.”+