- 
	                        
            
            Eksodosy 32:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
12 Nahoana ny Ejipsianina+ no dia avela hiteny hoe: ‘Nitetika ny hanao ratsy izy ka namoaka azy ireo niala teto amintsika, mba hamonoana azy any an-tendrombohitra sy handringanana azy tsy ho etỳ ambonin’ny tany’?+ Aoka re mba tsy hirehitra intsony ny fahatezeranao e,+ ary aoka ianao hanenina+ ny amin’ny ratsy saika hataonao amin’ny olonao.
 
 -