18 Ary ankehitriny, dia ataoko toy ny tanàna mimanda sy andry vy ary manda varahina+ ianao mba hiatrehanao ilay tany manontolo,+ dia ireo mpanjakan’ny Joda, sy ny andrianany, sy ny mpisorony ary ny vahoakany.*+
18 Aoka ho menatra ireo mpanenjika ahy,+ fa izaho kosa tsy mba ho menatra.+ Aoka hihorohoro izy ireo, fa izaho kosa tsy mba hihorohoro. Ataovy tonga aminy ny andro mahory,+ ary ataovy avo roa heny ny fahavoazana mahazo azy.+