Matio 10:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary na ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa.+ Lioka 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa tsy hisy ho very na singam-bolo iray+ eo amin’ny lohanareo aza. Asan’ny Apostoly 27:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Koa mampirisika anareo hihinan-kanina aho fa ilainareo izany mba hahavoavonjy anareo. Tsy hisy ho very mantsy na singam-bolo+ iray eo amin’ny lohanareo aza.”
34 Koa mampirisika anareo hihinan-kanina aho fa ilainareo izany mba hahavoavonjy anareo. Tsy hisy ho very mantsy na singam-bolo+ iray eo amin’ny lohanareo aza.”