2 Samoela 18:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’ilay Kosita: “Tsy maninona ve i Absaloma zatovo?” Dia hoy ilay Kosita: “Ho tahaka an’iny zatovo iny anie ny fahavalon’ny mpanjaka tompoko sy izay rehetra nitsangana hanisy ratsy anao!”+
32 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’ilay Kosita: “Tsy maninona ve i Absaloma zatovo?” Dia hoy ilay Kosita: “Ho tahaka an’iny zatovo iny anie ny fahavalon’ny mpanjaka tompoko sy izay rehetra nitsangana hanisy ratsy anao!”+