Mpitsara 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ho faty toy izany koa anie ny fahavalonao rehetra,+ Jehovah ô!Fa izay tia anao+ kosa ho tahaka ny masoandro mibaliaka.”+ Ary tsy nisy korontana intsony teo amin’ilay tany nandritra ny efapolo taona.+ Salamo 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha manatona hamely ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+Izay fahavaloko sy mpandrafy ahy,+Dia izy ireo ihany no ho tafintohina ka ho lavo.+ Salamo 68:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Aoka hitsangana Andriamanitra,+ ary aoka hiparitaka ny fahavalony.+Aoka handositra azy izay mankahala mafy azy.+
31 Ho faty toy izany koa anie ny fahavalonao rehetra,+ Jehovah ô!Fa izay tia anao+ kosa ho tahaka ny masoandro mibaliaka.”+ Ary tsy nisy korontana intsony teo amin’ilay tany nandritra ny efapolo taona.+
2 Raha manatona hamely ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+Izay fahavaloko sy mpandrafy ahy,+Dia izy ireo ihany no ho tafintohina ka ho lavo.+
68 Aoka hitsangana Andriamanitra,+ ary aoka hiparitaka ny fahavalony.+Aoka handositra azy izay mankahala mafy azy.+