FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary taranak’i Joda ny sasany tamin’izy ireo, dia i Daniela,+ Hanania, Misaela, ary Azaria.+

  • Daniela 2:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia nentin’i Arioka haingana teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka hoy izy taminy: “Nahita lehilahy afaka mampahafantatra amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofy aho. Anisan’ny olona avy any Joda natao sesitany+ izy.”

  • Daniela 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa avy hatrany dia hoy izy ireo tamin’ny mpanjaka: “Tsy niraharaha ny didinao sy ny fandrarana nosoniavinao i Daniela,+ ilay anisan’ny natao sesitany avy tany Joda,+ ry mpanjaka ô, fa intelo isan’andro izy no manao fangatahana amin’Andriamaniny.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara