Daniela 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nentin’i Arioka haingana teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka hoy izy taminy: “Nahita lehilahy afaka mampahafantatra amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofy aho. Anisan’ny olona avy any Joda natao sesitany+ izy.” Daniela 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela. Ary hoy ny mpanjaka taminy: “Ianao ve izany Daniela anisan’ny natao sesitany avy tany Joda+ izany, izay nentin’ny mpanjaka raiko niala tany Joda?+
25 Dia nentin’i Arioka haingana teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka hoy izy taminy: “Nahita lehilahy afaka mampahafantatra amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofy aho. Anisan’ny olona avy any Joda natao sesitany+ izy.”
13 Dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela. Ary hoy ny mpanjaka taminy: “Ianao ve izany Daniela anisan’ny natao sesitany avy tany Joda+ izany, izay nentin’ny mpanjaka raiko niala tany Joda?+