FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Toy ny iraka milaza fanamelohana ho faty ny fahatezeran’ny mpanjaka,+ fa ny hendry kosa mahay mampitony izany.+

  • Daniela 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia romotry ny hatezerana ny mpanjaka,+ ka nandidy ny handringanana ny olon-kendry rehetran’i Babylona.+

  • Daniela 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary izay tsy miankohoka sy tsy mivavaka+ amin’ilay sary dia hatsipy avy hatrany+ ao anaty lafaoro misy afo mivaivay.”+

  • Daniela 3:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa mamoaka didy aho+ fa izay vahoaka na firenena na olona avy amin’ny fiteny samy hafa ka miteny manohitra an’ilay Andriamanitr’i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, dia hotapahina hatao tsy hisy rantsambatana intsony+ izy ary ny tranony hatao kabinem-bahoaka.+ Fa tsy misy andriamani-kafa mahavonjy toa azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara