Matio 25:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Rehefa tonga ny Zanak’olona+ amin’ny voninahiny, miaraka amin’ny anjely rehetra,+ dia hipetraka eo amin’ny seza fiandrianany be voninahitra izy.+ Jaona 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+ Asan’ny Apostoly 7:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Dia hoy izy: “Io fa hitako ny lanitra misokatra,+ ary ny Zanak’olona+ mijoro eo ankavanan’Andriamanitra.”+ Filipianina 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsia, fa nafoiny kosa ny zava-drehetra ary naka ny endriky ny mpanompo+ izy, ka nanjary nitovy tamin’ny olombelona.+ Hebreo 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa satria manana nofo aman-dra ny “zaza”, dia tonga nofo aman-dra toy izany koa izy,+ mba ho ny fahafatesany+ no hanafoanany+ an’ilay manan-kery hahatonga fahafatesana,+ dia ny Devoly,+ Apokalypsy 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ary teo afovoan’ireo fitoeran-jiro dia nisy tahaka ny zanak’olona+ nanao akanjo lava hatreny an-tongony sady nanao fehikibo volamena teo amin’ny tratrany. Apokalypsy 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nahita aho fa nisy rahona fotsy, ary nisy tahaka ny zanak’olona nipetraka teo ambonin’ilay rahona,+ nanana satroboninahitra volamena+ teo amin’ny lohany sy antsy fijinjana maranitra teny an-tanany.
31 “Rehefa tonga ny Zanak’olona+ amin’ny voninahiny, miaraka amin’ny anjely rehetra,+ dia hipetraka eo amin’ny seza fiandrianany be voninahitra izy.+
13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+
56 Dia hoy izy: “Io fa hitako ny lanitra misokatra,+ ary ny Zanak’olona+ mijoro eo ankavanan’Andriamanitra.”+
7 Tsia, fa nafoiny kosa ny zava-drehetra ary naka ny endriky ny mpanompo+ izy, ka nanjary nitovy tamin’ny olombelona.+
14 Koa satria manana nofo aman-dra ny “zaza”, dia tonga nofo aman-dra toy izany koa izy,+ mba ho ny fahafatesany+ no hanafoanany+ an’ilay manan-kery hahatonga fahafatesana,+ dia ny Devoly,+
13 ary teo afovoan’ireo fitoeran-jiro dia nisy tahaka ny zanak’olona+ nanao akanjo lava hatreny an-tongony sady nanao fehikibo volamena teo amin’ny tratrany.
14 Ary nahita aho fa nisy rahona fotsy, ary nisy tahaka ny zanak’olona nipetraka teo ambonin’ilay rahona,+ nanana satroboninahitra volamena+ teo amin’ny lohany sy antsy fijinjana maranitra teny an-tanany.