15 Ary hataoko+ mifandrafy+ ianao+ sy ny vehivavy,+ ary ny taranakao+ sy ny taranany.+ Hanorotoro ny lohanao+ izy io,+ ary ianao+ kosa handratra azy+ eo amin’ny voditongony.”+
8 Avy amin’ny Devoly kosa izay zatra manota, satria ny Devoly efa nanota hatrany am-piandohana.+ Izao no nampisehoana ny Zanak’Andriamanitra,+ dia ny handrava ny asan’ny Devoly.+