Hebreo 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa satria manana nofo aman-dra ny “zaza”, dia tonga nofo aman-dra toy izany koa izy,+ mba ho ny fahafatesany+ no hanafoanany+ an’ilay manan-kery hahatonga fahafatesana,+ dia ny Devoly,+
14 Koa satria manana nofo aman-dra ny “zaza”, dia tonga nofo aman-dra toy izany koa izy,+ mba ho ny fahafatesany+ no hanafoanany+ an’ilay manan-kery hahatonga fahafatesana,+ dia ny Devoly,+