Eksodosy 29:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Ary ondrilahy kely roa izay herintaona avy, no hatolotrao isan’andro eo ambony alitara.+ Daniela 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ary manomboka amin’ny fotoana hanesorana+ an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana, dia hisy sivifolo sy roanjato sy arivo andro.
11 “Ary manomboka amin’ny fotoana hanesorana+ an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana, dia hisy sivifolo sy roanjato sy arivo andro.