Daniela 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hisy sandry* hitsangana avy aminy. Hozimbazimbain’izy ireo ny toerana masina,+ izany hoe ny tanàna voaro mafy, ary hesoriny ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+ “Dia hanangana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana+ izy. Marka 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Raha vao hitanareo mitsangana eo amin’izay tsy tokony hitsanganany anefa ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana+—aoka ny mpamaky handinika tsara—,+ dia aoka izay any Jodia handositra any an-tendrombohitra.+
31 Ary hisy sandry* hitsangana avy aminy. Hozimbazimbain’izy ireo ny toerana masina,+ izany hoe ny tanàna voaro mafy, ary hesoriny ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+ “Dia hanangana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana+ izy.
14 “Raha vao hitanareo mitsangana eo amin’izay tsy tokony hitsanganany anefa ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana+—aoka ny mpamaky handinika tsara—,+ dia aoka izay any Jodia handositra any an-tendrombohitra.+