FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Ary manomboka amin’ny fotoana hanesorana+ an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana, dia hisy sivifolo sy roanjato sy arivo andro.

  • Matio 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Noho izany, raha vao hitanareo mitsangana ao amin’ny toerana masina ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana,+ araka ny nampilazaina an’i Daniela mpaminany—aoka ny mpamaky handinika tsara—,

  • Apokalypsy 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary navela hanome fofonaina an’ilay sarin’ny bibidia izy, mba hiteny ilay sary sady hampamono ho faty izay rehetra tsy nety nivavaka taminy mihitsy.+

  • Apokalypsy 17:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ilay bibidia hitanao dia efa teo,+ fa tsy eo izao, nefa efa hiakatra avy ao amin’ny lavaka mangitsokitsoka+ izy, ka ho any amin’ny fandringanana. Rehefa hitan’ny mponina amin’ny tany fa efa teo ilay bibidia, fa tsy eo izao, ary anefa mbola ho eo, dia hitolagaga izy ireo. Nanomboka tamin’ny nanorenana izao tontolo izao anefa, no efa tsy voasoratra tao amin’ny horonam-bokin’ny fiainana+ ny anaran’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara