FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Ary hataony manan-kery ho an’ny maro, mandritra ny herinandro,+ ny fifanekena.+ Hampitsahatra ny sorona sy ny fanatitra atao fanomezana izy, rehefa misasaka io herinandro io.+

      “Ary amin’ny elatry ny zava-maharikoriko no hahatongavan’ny mpandrava.+ Hihatra amin’ilay efa rava koa ny didim-pitsarana, mandra-pahatongan’ny fandringanana tanteraka.”+

  • Daniela 11:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary hisy sandry* hitsangana avy aminy. Hozimbazimbain’izy ireo ny toerana masina,+ izany hoe ny tanàna voaro mafy, ary hesoriny ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+

      “Dia hanangana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana+ izy.

  • Daniela 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Ary manomboka amin’ny fotoana hanesorana+ an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana, dia hisy sivifolo sy roanjato sy arivo andro.

  • Marka 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Raha vao hitanareo mitsangana eo amin’izay tsy tokony hitsanganany anefa ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana+—aoka ny mpamaky handinika tsara—,+ dia aoka izay any Jodia handositra any an-tendrombohitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara