FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary ny laharana fahefatra dia krizolita+ sy oniksa+ ary jady. Ao anaty tranom-bato volamena ireo vato ireo, fa ny tranom-bato kosa mitsatoka ao anaty fitoerany avy.+

  • Ezekiela 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Namirapiratra tahaka ny krizolita+ ny fahitako an’ireo kodiarana+ sy ny bikabikany. Ary nitovy daholo izy efatra. Toy ny kodiarana ao anaty kodiarana no fahitana azy sy ny bikabikany.+

  • Apokalypsy 21:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ny fahadimy sardoniksa, ny fahenina sardoanina, ny fahafito krizolita,+ ny fahavalo berila, ny fahasivy topaza,+ ny fahafolo krizoprazy, ny fahiraika ambin’ny folo hiasinta, ny faharoa ambin’ny folo ametista.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara