FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary ny laharana fahefatra dia krizolita+ sy oniksa+ ary jady. Ao anaty tranom-bato volamena ireo vato ireo, fa ny tranom-bato kosa mitsatoka ao anaty fitoerany avy.+

  • Tononkiran’i Solomona 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ny tanany dia tahaka ny vaingam-bolamena lavalava, feno krizolita. Ary ny kibony dia toy ny takelaka ivoara voarakotra safira.

  • Ezekiela 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Namirapiratra tahaka ny krizolita+ ny fahitako an’ireo kodiarana+ sy ny bikabikany. Ary nitovy daholo izy efatra. Toy ny kodiarana ao anaty kodiarana no fahitana azy sy ny bikabikany.+

  • Daniela 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Toy ny krizolita+ ny vatany, ary toy ny tselatra+ ny tarehiny, ary toy ny fanilo mirehitra ny masony,+ ary toy ny varahina nokosehina hangirana+ no fahitana ny sandriny sy ny tongony, ary toy ny feon’ny vahoaka be ny feony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara