FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hataoko+ mifandrafy+ ianao+ sy ny vehivavy,+ ary ny taranakao+ sy ny taranany.+ Hanorotoro ny lohanao+ izy io,+ ary ianao+ kosa handratra azy+ eo amin’ny voditongony.”+

  • Isaia 53:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Sitrak’i Jehovah anefa ny hanorotoro azy.+ Nataony narary koa izy.+ Raha atolotrao ho fanatitra noho ny heloka+ izy, dia hahita an’izay ho taranany+ sady hanalava ny androm-piainany,+ ary ny tanany no hanatanteraka an-tsakany sy an-davany+ izay sitrak’i+ Jehovah.

  • Marka 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tamin’ny farany, rehefa avy nanao azy ho fihomehezana ireo, dia nanaisotra taminy ilay lamba volomparasy ka nampanao azy indray ny akanjony ivelany ary nitondra azy nivoaka mba hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+

  • Asan’ny Apostoly 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana.+ Kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara