FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.

  • Daniela 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Ary hataony manan-kery ho an’ny maro, mandritra ny herinandro,+ ny fifanekena.+ Hampitsahatra ny sorona sy ny fanatitra atao fanomezana izy, rehefa misasaka io herinandro io.+

      “Ary amin’ny elatry ny zava-maharikoriko no hahatongavan’ny mpandrava.+ Hihatra amin’ilay efa rava koa ny didim-pitsarana, mandra-pahatongan’ny fandringanana tanteraka.”+

  • Lioka 1:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 araka izay nolazainy tamin’ny razantsika, dia i Abrahama sy ny taranany, mandrakizay.”+

  • Asan’ny Apostoly 3:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ianareo no zanaky+ ny mpaminany sy zanaky ny fifanekena nifanaovan’Andriamanitra tamin’ny razanareo, tamin’izy nilaza tamin’i Abrahama hoe: ‘Amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara