FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Malakia 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tamin’izany andro izany, dia nifampiresaka tamin’ny namany avy ireo matahotra an’i Jehovah.+ Ary nihaino tsara i Jehovah ka nandre izany.+ Dia nisy boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehany,+ ho an’ireo matahotra an’i Jehovah sy misaintsaina ny anarany.+

  • Lioka 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Na izany aza, dia aza mifaly satria hoe manjary manaiky anareo ny fanahy, fa mifalia kosa satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.”+

  • Hebreo 12:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 tafavory;+ sy ny fiangonan’ny lahimatoa+ voasoratra+ any an-danitra; sy Andriamanitra, ilay Mpitsara ny olona rehetra;+ sy ny fiainana ara-panahin’ny+ olo-marina efa natao lavorary;+

  • Apokalypsy 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izay mandresy+ àry dia hampanaovina akanjo ivelany fotsy.+ Ary tsy hamono ny anarany ao amin’ny bokin’ny fiainana+ mihitsy aho, fa hanaiky ny anarany eo anatrehan’ny Raiko+ sy eo anatrehan’ny anjeliny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara