FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mijoro mba hiady i Jehovah, ary mitsangana mba hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena izy.+

  • Jeremia 25:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “‘Hisy tabataba ho re hatrany amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany, satria hifandahatra amin’ireo firenena i Jehovah.+ Izy mihitsy no hifandresy lahatra amin’ny nofo rehetra,+ ka hatolony ho amin’ny sabatra ny ratsy fanahy’,+ hoy i Jehovah.

  • Mika 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa henoy ny adin’i Jehovah, ry tendrombohitra, sy ianareo vatolampy mateza ary ianareo fototra iorenan’ny tany!+ Fa manana ady amin’ny olony i Jehovah, ary toriny ny Israely:+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara