Isaia 43:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ampahatsiahivo aho, ary andao hifandahatra eny amin’ny fitsarana.+ Dia lazao ny fiarovan-tenanao mba ho hita fa marina ianao.+ Jeremia 2:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “Hoy anefa ianao: ‘Tsy manan-tsiny aho, ka tsy tezitra amiko intsony izy.’+ “Hifandahatra aminao tokoa anefa aho noho ny nilazanao hoe: ‘Tsy nanota aho.’+ Hosea 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry zanak’Israely, fa manana ady amin’ny mponin’ity tany ity i Jehovah,+ satria tsy misy fahamarinana eto,+ na hatsaram-panahy feno fitiavana na fahalalana an’Andriamanitra.+
26 Ampahatsiahivo aho, ary andao hifandahatra eny amin’ny fitsarana.+ Dia lazao ny fiarovan-tenanao mba ho hita fa marina ianao.+
35 “Hoy anefa ianao: ‘Tsy manan-tsiny aho, ka tsy tezitra amiko intsony izy.’+ “Hifandahatra aminao tokoa anefa aho noho ny nilazanao hoe: ‘Tsy nanota aho.’+
4 Henoy ny tenin’i Jehovah, ry zanak’Israely, fa manana ady amin’ny mponin’ity tany ity i Jehovah,+ satria tsy misy fahamarinana eto,+ na hatsaram-panahy feno fitiavana na fahalalana an’Andriamanitra.+