Isaia 48:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ankoatra izany dia mbola tsy nandre ianao+ sady tsy nahalala, ary efa hatry ny ela ny sofinao no tsy nisokatra. Fantatro tsara mantsy fa mivadika foana ianao,+ sady nantsoina hoe ‘mpandika lalàna hatrany am-bohoka.’+ Jeremia 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 ‘Kanefa toy ny namitahan’ny vehivavy ny vadiny+ ka nandaozany azy, no namitahanareo ahy,+ ry taranak’Israely ô’, hoy i Jehovah.”
8 “Ankoatra izany dia mbola tsy nandre ianao+ sady tsy nahalala, ary efa hatry ny ela ny sofinao no tsy nisokatra. Fantatro tsara mantsy fa mivadika foana ianao,+ sady nantsoina hoe ‘mpandika lalàna hatrany am-bohoka.’+
20 ‘Kanefa toy ny namitahan’ny vehivavy ny vadiny+ ka nandaozany azy, no namitahanareo ahy,+ ry taranak’Israely ô’, hoy i Jehovah.”