Isaia 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa efa nataon’i Jehovah renoky ny torimaso lalina ianareo.+ Dia akimpiny ny masonareo, izany hoe ny mpaminany,+ ary saronany ny lohanareo,+ izany hoe ny mpahita.+
10 Fa efa nataon’i Jehovah renoky ny torimaso lalina ianareo.+ Dia akimpiny ny masonareo, izany hoe ny mpaminany,+ ary saronany ny lohanareo,+ izany hoe ny mpahita.+