FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tatỳ aoriana dia nisy taratasy+ avy tamin’i Elia+ mpaminany tonga tany amin’i Jorama, nanao hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitr’i Davida razambenao: ‘Tsy nanao hoatran’izay nataon’i Josafata+ rainao, na hoatran’izay nataon’i Asa+ mpanjakan’ny Joda ianao,

  • Isaia 58:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 “Miantsoantsoa faran’izay mafy, fa aza miahotrahotra mihitsy.+ Ataovy mafy toy ny feon’anjombona ny feonao, ka lazao amin’ny oloko ny fikomiany,+ ary amin’ny taranak’i Jakoba ny fahotany.

  • Jeremia 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary manendry anao hanana fahefana eo amin’ireo firenena sy fanjakana+ aho anio, mba hanongotra sy handrodana, handringana sy handrava,+ ary hanorina sy hamboly.”+

  • Ezekiela 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra, eny, mafy noho ny vatoafo,+ ny handrinao. Aza matahotra azy+ ary aza atao mampihorohoro anao ny tarehiny,+ fa taranaka mpikomy izy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara