Zefania 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanao ny rariny anefa i Jehovah, teo anivon’ilay tanàna.+ Tsy nanao ny tsy rariny izy.+ Nambarany isa-maraina ny didim-pitsarany,+ eny, nambara foana izany raha vao nazava ny andro.+ Ny olona tsy marina kosa tsy nahalala menatra.+
5 Nanao ny rariny anefa i Jehovah, teo anivon’ilay tanàna.+ Tsy nanao ny tsy rariny izy.+ Nambarany isa-maraina ny didim-pitsarany,+ eny, nambara foana izany raha vao nazava ny andro.+ Ny olona tsy marina kosa tsy nahalala menatra.+